|
|
|
|

Entrée (1/2)1  ala fady
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] ala misy fasana na toerana masina tsy azo diavina
Explications en anglais  4  [1.2] [Provincial] A grove in which there are graves, and thus is forbidden ground
Explications en français  5  [1.196] (de fady = sacré, interdit) reliques forestières, protégées de la destruction par les interdits religieux.
Vocabulaire  6  Botanique
Mots élémentaires  7  ala, fady

Entrée (2/2)8  ala fady
Partie du discours  9  locution
Explications en malgache  10  [1.1] Vola omena ny mpandevina; vola na zavatra zaraina amin' ny olona nandray anjara tamin' ny fandevenana
Explications en anglais  11  [1.2] A present of beef or money from the chief mourner at a funeral to those attending the ceremonies connected with the afana.
Exemples  12  [2.59#] Dia natao ny fombam-pandevenana izay fanaon'ny tany aloha, vola omena ny isan-karazana izay atao hoe : "alafady" ariary no natao tamy ny io.
Mots élémentaires  13  ala, fady

Anagrammes  14  ala fady, faladia, fiadala

Mis à jour le 2025/02/02